DFI WEEK 2019 - "Miara-Mitombo"

Event Information

Share this event

Date and Time

Location

Location

Notre Dame du Cenacle Ambohipo - Antananarivo 101

View Map

Event description

Description

Ny DFI WEEK dia fihaonan'ny filoha tily ao amin'ny Departemanta Fifandraisana manerana ny Faritany Tily eto Madagasikara. Fifankahafantarna, fiofanana, fifampizarana, fialamboly no votoatin'ny fandaharan'ny hetsika.

"Miara-mitombo", izano no lohahevitra hitondrantsika ity DFI WEEK andiany voalohany ity ka hiezaka hanatratra tanjona iray isika dia :

  • Ny fiarahana manatsara ny sarin'ny Tily Eto Madagasikara eo anivon'ny fiaraha-monina

  • Ny fahalalana sy fahaiza-manao amin'ny fampitana hafatra ho an'ny manodidina

Fandraisana Anjara : 15.000 Ar

Date and Time

Location

Notre Dame du Cenacle Ambohipo - Antananarivo 101

View Map

Save This Event

Event Saved